TAGNAMARO AMBOSITRA
Fanamboaran-dalana: fizivana, fisorohana, fanintarana ireo izay tena tery tsy afaka ifanenan’ny olona ho an’ny lalana avy eo Anapemby Kaominina Ambositra 2 mihazo an’Ampanazava Kaominina Ankazoambo no nanamarihana ny Tagnamaro andron’ny olom-pirenena volana May 2023 ho an’ny taty amin’ny Foibem-paritry ny Serasera sy Kolontsaina Amoron’i Mania.
Tonga maro nifanome tanana tamin’ny fokonolona avy amin’ireo Fokontany roa (2) ireo ny mpisam-panjakana isa-tserivisy tato Ambositra.