TAGNAMARO VOLANA MEY
FARITRA BONGOLAVA
DISTRIKA FENOARIVOBE
Nifantoka tantetaka tamin’ny fanamboaran-dàlana ny TAGNAMARO tamin’ity andiany volana mey ity ho an’ny Distrikan’ny Fenoarivobe.
Safidy manokana ny nanatanterahana izany amin’izao vanim-potoana fiakaran’ny vokatra izao ho fanalana fahasahiranana ny rehetra.