ยซ ๐•Š๐•†๐”ธ๐•‹๐•†๐”ธ๐•๐•€โ„•๐”ธ ยป

Fandaharana vokarinโ€™ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy. Lohahevitra aminโ€™ity volana ity ny ยซย โ€‹โ€‹โ€‹โ€‹โ€‹โ€‹โ€‹โ€‹HAZOMANGA โ€‹ย ยป

Harahinao: – ao aminโ€™ny Fahitalavi-pirenena #TVM ny Alahady 28 mey 2023 aminโ€™ny 7ora sy 45 minitra alina – ao aminโ€™ny Radiom-pirenena #RNM ny Alarobia 31 mey 2023 aminโ€™ny 8 ora sy sasany alina, ary ho hitanao ao aminโ€™ny tranonkalanโ€™ny Minisiteranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina.