ยซย ร€ ๐‘ณ๐‘จ ๐‘น๐‘ฌ๐‘ต๐‘ช๐‘ถ๐‘ต๐‘ป๐‘น๐‘ฌ ๐‘ซ๐‘ผ ๐‘ญ๐‘ถ๐‘ถ๐‘ป๐‘ฉ๐‘จ๐‘ณ๐‘ณ ๐‘ซ๐‘ฌ ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ผ๐‘ป ๐‘ต๐‘ฐ๐‘ฝ๐‘ฌ๐‘จ๐‘ผย ยป

MPANAO GAZETY ARA-PANATANJAHANTENA MIISA 35 SY MPANAZATRA 50 NO NAHAZO FAMPIOFANANA AVO LENTA

Nikarakara fampiofanana ho anโ€™ny mpanao gazety ara-panatanjahan-tena i ๐™๐˜ผ๐™‰๐™€๐™‘๐˜ผ ๐™„๐™ข๐™– aminโ€™ny maha-filohanโ€™ny 67HA CITY FC azy ka nangatahany ho Reny mpiahy ny fampiofanana Ramatoa ๐™‡๐™–๐™ก๐™–๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™๐˜ผ๐™†๐™Š๐™๐™Š๐™‰๐˜ฟ๐™๐˜ผ๐™•๐˜ผ๐™๐™” Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina.

Nandritra ny hefarana, ny Talata faha 30 Mey hatramin’ny Zoma 02 Jona no nanatanterahana izany, ka ilay mpanao gazety fanta-daza any Frantsa sy Eoropa ๐‘น๐’๐’Ž๐’‚๐’Š๐’ ๐‘ฎ๐‘น๐‘ฐ๐‘ด๐‘จ๐‘ผ๐‘ซ no tonga nampiofana an’ireto mpanao gazety ara-panatanjahantena miisa 35

avy amin’ny haino amanjerim-panjakana sy tsy miankina .

Tombony lehibe ho an’ireto mpanao gazety ireto izay hiatrika tsy ho ela ny JIOI na ๐‘ณ๐’‚๐’๐’‚๐’๐’’๐’๐’š ๐’๐’š ๐‘ต๐’๐’”๐’š ๐’‚๐’•๐’š ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’’๐’๐’š ๐’“๐’‚๐’๐’๐’Ž๐’‚๐’”๐’Š๐’Ž-๐’ƒ๐’† ๐’Š๐’๐’…๐’Š๐’‚๐’๐’‚ andiany faha-XI hotanterahina eto Madagasikara (25 aogositra – 03 septambra), izao fampiofanana izao.

๐‘น๐’๐’Ž๐’‚๐’Š๐’ ๐‘ฎ๐‘น๐‘ฐ๐‘ด๐‘จ๐‘ผ๐‘ซ dia mpanao gazety matihanina sy vonton-traikefa amin’ny fampitร na sy fitantarana hetsika iraisam-pirenena goavana toy ny โ„‚๐•†๐•Œโ„™๐”ผ ๐”ป๐•Œ ๐•„๐•†โ„•๐”ป๐”ผ sy ny ๐•๐”ผ๐•Œ๐• ๐•†๐•ƒ๐•๐•„โ„™๐•€โ„š๐•Œ๐”ผ๐•Š.

Ho an’ireo mpanazatra anatin’ny taranja baolina kitra miisa 50 kosa dia i ๐‘ฑ๐’†๐’‚๐’-๐‘ณ๐’–๐’„ ๐‘ฝ๐‘จ๐‘บ๐‘บ๐‘ฌ๐‘ผ๐‘น mpilalao baolina kitra matihanina teo aloha (๐‘ƒ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘  ๐‘†๐‘Ž๐‘–๐‘›๐‘ก-๐บ๐‘’๐‘Ÿ๐‘š๐‘Ž๐‘–๐‘›, ๐‘†๐‘ก๐‘Ž๐‘‘๐‘’ ๐‘Ÿ๐‘’๐‘›๐‘›๐‘Ž๐‘–๐‘ , ๐ด๐‘† ๐‘†๐‘Ž๐‘–๐‘›๐‘ก-ร‰๐‘ก๐‘–๐‘’๐‘›๐‘›๐‘’, ๐‘ˆ๐‘† ๐ถ๐‘Ÿรฉ๐‘ก๐‘’๐‘–๐‘™-๐ฟ๐‘ข๐‘ ๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘ , ๐‘…๐‘Ž๐‘๐‘–๐‘›๐‘” ๐ถ๐‘™๐‘ข๐‘ ๐‘‘๐‘’ ๐น๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘๐‘’) no nifampizara traikefa tamin’izy ireo.