RNM /TVM
TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO
Toy ny mahazatra antsika isaky ny Zoma dia hivahiny ao amin’ny RNM 99.2 FM sy TVM ary ireo onjam-peo maro manerana ny Nosy anio Zoma amin’ny 01 ora sy sasany ka hatramin’ny 02 ora sy sasany tolakandro.
Fandaharana mahazatra isaky ny Zoma « Tsy ho tompon-trano mihono » iarahana amin’ny Mpitondra Tenin’ny Governemanta, ny Minisitra Lalatiana RAKOTONDRAZAFY hitondrana amintsika fanazavana momba ny fandaharan’asam-panjakana sy ny raharaham-pirenena
« Manana zo hahafantatra ianao olompirenena »