AKON’NY TAGNAMARO FENOARIVOBE- BONGOLAVA

Fanadiovana faobe sy fanatsarana ary fandokoana ny toerana izay hadraisana ny fankalazana ny fetin’ny 26 jona no nanamarihan’ireo olom-pirenena ny TAGNAMARO tamin’ity andiany volana jona ity. Hetsika natao ho fanomezana endrika ny lanonam-panamarihana ny fetin’ny fahaleovantena.