ROVAN’I MADAGASIKARA : MISOKATRA HO AN’NY DAHOLOBE MANOMBOKA ANIO ALATSINAINY 19 JONA 2023 amin’ny 10 ora maraina

ANDRO SY ORA FISOKAFANA :

Isan’andro manomboka ny Alarobia hatramin’ny Alatsinainy. Tsy misokatra kosa ny Talata ho fanadiovana sy fikojakojana.

(Du mercredi au lundi, fermeture le mardi)

VIDIM-PIDIRANA :
FITSIDIHANA MANONTOLO (Visite complète)) :
Malagasy sy vahiny monina eto Madagasikara (Malagasy et Résident) :
– Latsaky ny 10 taona : 5000Ar
– Mihoatra ny 10 taona : 10000Ar
Vahiny monina any ivelany (Etranger) :
– Latsaky ny 10 taona : 20000Ar
– Mihoatra ny 10 taona : 40000Ar
FITSIDIHANA MANJAKAMIADANA FOTSINY (Visite Manjakamiadana) :
Malagasy sy vahiny monina eto Madagasikara (Malagasy et Résident) :
– Latsaky ny 10 taona : 2000Ar
– Mihoatra ny 10 taona : 5000Ar
Vahiny monina any ivelany (Etranger) :
– Latsaky ny 10 taona : 10000Ar
– Mihoatra ny 10 taona : 20000Ar

Accès handicapé