TAGNAMARO ANDILAMENA

Tamin’ny alalan’ny hetsika TAGNAMAROTAGNAMARO ANDILAMENA

Tamin’ny alalan’ny hetsika TAGNAMARO no nanamboarana ny fefy manodidina ny biraon’ny CISCO Andilamena, androany sabotsy 17 jona 2023. Nisy ihany koa ny fanadiovana ka tonga maro ny olom-pirenena nanatanteraka ny asa izay nahitana ny mpitandro ny filaminana, ireo solontena isan-tserivisy, fikambanana ary olon-tsotra.

Nitarika ny hetsika ny Lehiben’ny distrika niaraka tamin’ny Delegasionan’ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny Ben’ny tanànan’Andilamena ary ireo mpiara-miasa amin’ny Solombavambahoaka ao an-toerana.

no nanamboarana ny fefy manodidina ny biraon’ny CISCO Andilamena, androany sabotsy 17 jona 2023.

Nisy ihany koa ny fanadiovana ka tonga maro ny olom-pirenena nanatanteraka ny asa izay nahitana ny mpitandro ny filaminana, ireo solontena isan-tserivisy, fikambanana ary olon-tsotra.

Nitarika ny hetsika ny Lehiben’ny distrika niaraka tamin’ny Delegasionan’ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny Ben’ny tanànan’Andilamena ary ireo mpiara-miasa amin’ny Solombavambahoaka ao an-toerana.