TAGNAMARO BESALAMPY

Fandokoana fotsy ny tapany ambany amin’izay rehetra manodidina ny Tsangambaton’ny Fahaleovantena tao Besalampy no nataon’ireo mpiasam-panjakana Tagnamaro ho an’ity volana Jona ity.