ROVAN’I MADAGASIKARA: SEHO AO AMIN’NY KIANJA MASOANDRO

Holalaovina an-tsehatra ao amin’ny KIANJA MASOANDRO isaky ny Sabotsy folakandro ny tantaran’ny Mpanjaka teto Madagasikara tamin’ny taonjato faha-19:

– Amin’ny 03 ora folakandro ny fampisehoana voalohany,

– Amin’ny 04 ora kosa ny faharoa