TAGNAMARO SAMBAVA

Fanadiovana ny kianja sy manodidina, izay hanatanterahana ny lanonana fankalazana ny fetin’ny 26Jona 2023 no natao nandritra ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena ny Asabotsy 17 Jona 2023 teto SAMBAVA.

Niara-nihentana nanatanteraka izany ireo Sampan-draharaha miankina sy tsy miankiana amin’ny Fankajana, ny fikambanana, ny sikoty, ny mpiantra ary ny olon-tsotra, izay notarihin’ny Fitaleavam-paritrin’ny Serasera sy ny Kolontsaina SAVA.

Misaotra atsika jiaby tonga maro niaraka nanatanteraka izany.