TAGNAMARO VAVATENINA

Amin’izao ankatoky ny fetim-pirenena izao dia nanatanteraka Tagnamaro ny sampandraharahan-tserivisy sivily sy miaramila ka fandokoana ny kianjan’ny Lahady Samuel no natao satria any no hanatanterahana ny matso amin’ny fetin’ny 26/06/2023 ho avy izao.

Satria efa folo taona moa no tsy nanaovana matso 26 Jona ity kianja ity.