VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

NATIORA na NATIORANOMENA Narda, mpanoratra tsy zoviana amin’ny maro indrindra eo amin’ny sehatry ny Literatiora, no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Jolay ity :

Ireto ireo hetsika anamarihana izany :

– Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy,

– Fihaonana sy velakevitra iarahana amin’ny mpankafy .

Koa manasa anao àry hamantatra bebe kokoa ny andiany voalohany amin’ny mpanoratra NATIORA na NATIORANOMENA Narda.