IVOKOLO Analakely
Mampahafantatra antsika ny hetsika ho karakaraina ny Sabotsy 15 Jolay ho avy izao ao amin’ny IVOKOLO Analakely.
Seho hiarahana amin’ny tarika 4-MASO izay hiangaly ny « ACAPELLA » manomboka amin’ny 03 ora tolakandro.
Hetsika izay karakarain’ny OFNAC. Hisy ihany koa mpanakanto hafa izay hasaina manokana. Tongava maro fa tsy misy vidim-pidirana.