TAGNAMARO KANDREHO

Niara-nientana tamin’ny fanadiovana faobe ny tokotanin’ny Biraon’ny RNM-TVM Kandreho ireo Sampandraharaha sy Fikambanana any an-toerana ho fanamarihana ny Tagnamaro – Andron’ny Olom-pirenena volana Jolay.