VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY

Ny mpanoratra NATIORA na NATIORANOMENA Narda no nampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra an’ity volana Jolay ity.