« VOLONTANY »
Ity indray ny varotra fampirantiana manaraka atolotry ny OFNAC antsika mandritra ny 01 volana sy tapany:
« VOLONTANY » no lohahevitra ary iarahana amin’ny mpanao hosodoko Hery Zo RALAINDIMBY.
Aranty ato amin’ny Ivokolo Analakely manomboka androany 01 Aogositra ka hatramin’ny faha 15 Septambra.
TONGAVA MARO HANJIFA HATRANY NY VITA MALAGASY.