LANONAM-PANOKAFANA NY LALAON’NY NOSY ANDIANY FAHA-XI

Ampahafantarina isika fa misy « FAN ZONE » eo amin’ny parvis Analakely sy manolohana ny Bazar du quartier Mahamasina hahafahana manaraka mivantana ny lanonam-panokafana ny Lalaon’ny Nosy. Feno tanteraka ny toerana ao amin’ny stade Barea ka aoka tsy mankany intsony isika mba hialana amin’ny mety ho fifanosehana.

Misaotra tompoko.