TAGNAMARO ANTALAHA

FANENTSEMANA TANY POT

Fanentsemana tany tao anaty pot hoan’ny pépinières no natao nandritra ny hetsika Tagnamaro tany Antalaha androany. Pot miisa 1100 no voatsentsina tany nandritra izany

Tafiditra sahady amin’ny fiomanana amin’ny fambolen-kazo 2024.