TAGNAMARO VOHÉMAR.

FANAREMANA FEFY SY FANAMBOARA DABILIO SIMBA

Ny fanarenana ny fefy tao amin’ny sekoly EPP Annexe Andranomasibe I sy fanamboarana ireo dabilio simba no nentina nanamarika ny Hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tany amin’ny distrikan’i Vohémar tamin’ity volana Septambra ity.