« SOATOAVINA »
Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy. Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: « SOA IOMBONANA » Harahinao: – ao amin’ny TVM ny Alahady 24 Septambrara 2023 amin’ny 7ora sy 45 minitra alina – ao amin’ny RNM ny Alarobia 27 Septambra2023 amin’ny 8 ora sy sasany alina, ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.
