TAGNAMARO MAINTIRANO

Ho fiatrehana ny taom-pambolen-kazo 2024 dia nanomana tanin-janakazo goavana ny DREDD Melaky, nifanome tanana ireo mpiasam-panjakana nanentsina taharontany ireo fisiana plastika hampitsiriana zanakazo.

Goavana ny asa ary mbola hitohy izany.