NDAO INDRAY HANKAFY ADY HIRAGASY E!

Amin’ny Alahady 8 Oktobra ho avy izao manomboka amin’ny 10 Ora maraina.

Eo amin’ny toerana mahazatra antsika, eo amin’ny KIANJAN’NY HIRAGASY Ampefiloha.

SAHONDRAFININA Standard hifanandrina amin-dry FREDY KELY Imerintsiatosika.

*Mbôla tsy misy hatrany ny vidim-pidirana fa rakitra no hotantazana.