NY FILAN-KEVITRY NY RANOMASIM-BE INDIANA SY NY MASOIVOY FRANTSAY

Ny Filan-kevitry ny Ranomasim-be Indiana (COI) sy ny Masoivoho Frantsay ho an’ny Fampandrosoana (AFD) dia namolavola ny Tahirim-bola « AléVini » ho fanohanana ireo tanora sy mpisehatra amin’ny indistria sy haiforona ara-kolontsaina aty anatin’ny ranomasimbe Indiana.

Indro ampahafantarina antsika ny tolotra vatsim-pianarana mikasika izany