Ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Ramatoa Gabriella Rahantanirina VAVITSARA no hisahana vonjimaika ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, araka ny didim-panjakana noraisin’ny Governemanta Ifarimbonana izay manaiky ny fametraham-pialan-dRamatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY.