VOLANA IRAY , MPANORATRA IRAY

MIORANANDRIANA Poeta, mpanoratra avy any amin’ny faritra Amoron’Imania no atolotra amintsika mpiserasera eo anivon’ny tambajotra, no ankalazain’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ny alalan’ny fandaharanasa Volana iray, mpanoratra iray amin’ity volana Novambra ity.Fampahafantarana ny mombamomba azy amin’ny pejy MSK sy fihaonana mivantana aminy any an-toerana no fomba hanamarihana izany.

Manasa antsika àry hianoka ny andiany voalohany amin’ny lalana nodiavin’i MIORANANDRIANA.

#volana_iray_mpanoratra_iray

#Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina