MITOHY MANOLOTRA ANTSIKA NY TSARA INDRINDRA NY KIANJAN’NY HIRAGASY AMPEFILOHA

Nampientam-po ny rehetra ny lanonana tamin’ny Alahady lasa teo.

Ity indray ny manaraka, amin’ny Alahady 17 Desambra ho avy izao: hiaka-tsehatra ry SAHONDRAFININA ZANANY hifanatrika amin-dry SAMOELSON ANDOAVARY.

Manomboka amin’ny 10 Ora maraina.

TONGAVA MARO!

Tsy misy ny vidim-pidirana fa rakitra hatrany no hotantazana.