TAGNAMARO DISTRIKAN’I BETIOKY ATSIMO (FARITRA ATSIMO-ANDREFANA)

Manome endrika vaovao ny tanàna ny fanatanterahana ny TAGNAMARO.

Noho ireo hetsika maro azo tanterahina eo anivon’izany.

Mba ho fiatrehana ny fety taom-baovao dia nisafidy ny fanandiovana ny biraon’ny serasera sy kolontsaina sy ny manondidina azy izahay ekipa aty Betioky atsimo.

Isaorana ihiany koa ny avy eo anivon’ny kaominina Ambonivohitra niara nisalahy tamin’izany asa fanandiovana izany.

Hery entina mampivoatra ny firaisankina eo anivon’ny TAGNAMARO.