TAGNAMARO KAOMININA BEZAHA DISTRIKAN’I BETIOKY ATSIMO (FARITRA ATSIMO-ANDREFANA).

Tontosa ny Alakamisy faha 28 Desambra 2023 ny tagnamaro teto Bezaha,fanamboarana lalana avy eny amin’ny camp miaramila (2ème compagnie d’infanterie) hatraty atapotanan’ny Bezaha izay niarahan’ireo fikambanana DINABE sy ny délegasiona serasera sy kolontsaina Bezaha no nitarika ny fanantanterahana ny asa.

Izao no natao, mba hanala fahasahiranana ireo vahoaka mpampiasa lalana.