FIVORIANA VOALOHANY NIARAHAN’ANDRIAMATOA MINISITRA TAMIN’IREO EKIPA REHETRA MITANTANA NY MINISITERAN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA

Notanterahina androany zoma faha 19 Janoary ny fivoriana nihaonan’Andriamatoa Minisitra ANDRIAMANANORO Augustin tamin’ny Sekretera Jeneraly, Tale Jeneraly, Tale ary ireo Lehibena Sampandraharaha rehetra eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.

Fotoam-bavaka fohy ko nanokafana izany. Ka nazavain’Andriamatoa Minisitra fa zava-dehibe tokoa ilay toriteny FANEHOAM-PITIAVANA androany.
𝑻𝒔𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝑭𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒔𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒕𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒓𝒚 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒗𝒐𝒌𝒂𝒕𝒓’𝒂𝒔𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒛𝒐 𝒓𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒂𝒕𝒂𝒐 𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂.
𝑴𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒅𝒊𝒅𝒚 𝒉𝒂𝒎𝒑𝒊𝒉𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒉𝒂𝒎𝒑𝒊𝒓𝒂𝒚 𝒏𝒚 𝑴𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒆𝒓𝒂 𝑴𝑺𝑲. 𝑨𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒉𝒂𝒊𝒏𝒐 𝒂𝒎𝒂𝒏-𝒋𝒆𝒓𝒚 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒂𝒎𝒃𝒂𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒉𝒊𝒂𝒏’𝒊𝒕𝒚 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒆𝒓𝒂 𝒊𝒕𝒚 𝒅𝒊𝒂 𝒕𝒐𝒌𝒐𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒋𝒂𝒓𝒂 𝒍𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒊𝒛𝒂𝒏𝒚.
Manokatra ny sehatra rehetra hifamelana sy hiraisan-kina amin’ny mpiasa rehetra Andriamatoa Minisitra.

𝑴𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒅𝒊𝒅𝒚 𝒍𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆 𝒉𝒂𝒎𝒆𝒓𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑺𝒐𝒂𝒕𝒐𝒂𝒗𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒉𝒂𝒏𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒉𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝑴𝑺𝑲, 𝒌𝒂 𝒉𝒐𝒕𝒐𝒉𝒊𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒚 𝒉𝒂𝒎𝒂𝒇𝒊𝒔𝒊𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒆𝒛𝒂𝒌𝒂 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂.