๐—™๐—”๐—ก๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—ฃ๐—ฅ๐—”๐—œ๐— ๐—œ๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—Ÿ๐—˜๐—›๐—œ๐—•๐—˜๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—š๐—ข๐—ฉ๐—˜๐—ฅ๐—ก๐—˜๐— ๐—”๐—ก๐—ง๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐——๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก’๐—”๐—ฆ๐—” ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ง๐—”๐—ก๐—ง๐—˜๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฃ๐—ข๐—Ÿ๐—œ๐—ง๐—œ๐—ž๐—” ๐—”๐—ก๐—ž๐—”๐—ฃ๐—ข๐—•๐—˜๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—๐—”๐—ž๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—˜๐—ง๐—ข ๐—”๐—ก๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—”๐—ก๐—ง๐—˜๐—ก๐—œ๐— ๐—œ๐—˜๐—ฅ๐—”๐—ก๐——๐—ข๐—›๐—ข๐—Ÿ๐—ข๐—ก๐—”

Notanterahana teto aminโ€™ny Lapanโ€™Anosikely androany zoma 02 febroary 2024 ny fanolorana ny fandaharanโ€™asa fanatanterahana ny politika ankapobenโ€™ny Fanjakana izay nataonโ€™ny Praiministra, Lehibenโ€™ny Governemanta, Andriamatoa NTSAY Christian.

Rehefa vita ny famelabelarana nataonโ€™ny Praiministra Lehibenโ€™ny Governemanta dia niroso tamin’ny fanolorana tolo-kevitra ireo Loholon’i Madagasikara.
Samy nisaotra, nankasitraka ary nankahery ny Fitondram-panjakana izay tarihan’ny Filoha RAJOELINA Andry Nirina ireo Loholon’i Madagasikara amin’ny finiavana hametraka Fanjakร na tsara tantana sy vonona hampandroso haingana an’i Madagasikara ao anatin’izao fe-potoam-piasana vaovao izao.
๐Ÿ“ŒMaro ireo tolo-kevitra naroson’ireo Loholon’i Madagasikara, ka santionany amin’izany ny tokony hahasahian’ireo tompon’andraikitra eny ifotony handray andraikitra ho famahana olana, ny fanomezana fiofanana ireo tantsaha misitraka ยซย titre vertย ยป, ny fanapariahana any amin’ny faritra ny fanaovana ย ยป Passeportย ยป, ny fitrandrahana entona natoraly na ยซย gaz naturelย ยป ao Mahaboboka Sakaraha, ny fanamboarana ireo lร lan-dratsy efa potika tanteraka any amin’ny faritany sy manodidina an’Antananarivo, ny fanamboarana ireo ยซย Maison des jeunesย ยป efa tonta, …

Naneho ny fahavononan’ny Antenimierandoholona ihany koa ireo Loholon’i Madagasikara ny amin’ny hitondran’ity Andrimpanjakana ity ny anjara birikiny amin’ny fanatanterahana ny vinanโ€™ny Fitondram-panjakana izay mifototra amin’ny andry telo lehibe dia :

ny loharanon-karena mifototra aminโ€™ny maha-olona;

ny fampiroboroboana ny indostria sy ny fanodinana ara-toekarena;

ny fahaiza-mitantana.