ยซ ๐‘ด๐’‚๐’Ž๐’‘๐’Š๐’•๐’‚ ๐’Š๐’“๐’†๐’ ๐’๐’๐’—๐’‚๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’’๐’๐’š ๐’•๐’‚๐’“๐’‚๐’๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’Ž๐’ƒ๐’š ๐’๐’š ๐’ƒ๐’๐’Œ๐’š ยป.

Notoloranโ€™ny masoivohonโ€™i Frantsa eto Madgasikara boky ho anโ€™ny tanora miisa 2168 ary kilalaon-tsaina ยซ ๐ฟ๐‘Ž๐‘š๐‘Ž๐‘˜๐‘œ ยป miisa 80 ny Tranombokim-pirenena Malagasy eo ambany fiahianโ€™ny ministeranโ€™ny Serasera sy ny Kolontsaina androany. Fanomezana izay tafiditra ao anatinโ€™ny tetikโ€™asa ยซ ๐‘น๐’†๐’”๐’”๐’๐’–๐’“๐’„๐’†๐’” ๐‘ฌ๐’…๐’–๐’„๐’‚๐’•๐’Š๐’—๐’†๐’” ยป anโ€™ny ๐ผ๐‘›๐‘ ๐‘ก๐‘–๐‘ก๐‘ข๐‘ก ๐น๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘ฬง๐‘Ž๐‘–๐‘  ary vatsianโ€™ny ๐ด๐‘”๐‘’๐‘›๐‘๐‘’ ๐น๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘ฬง๐‘Ž๐‘–๐‘ ๐‘’ ๐‘‘๐‘’ ๐ท๐‘’ฬ๐‘ฃ๐‘’๐‘™๐‘œ๐‘๐‘๐‘’๐‘š๐‘’๐‘›๐‘ก (AFD) vola. Ny iray ampahatelonโ€™ireo boky ireo dia aminโ€™ny fiteny Malagasy sy Frantsay ary ampahany betsaka no hozaraina any aminโ€™ireo ivotoerana famakiana boky CLAC, trano famakiam-boky tsy miankina ary sekoly ao aminโ€™ny faritra miisa efatra (Analamanga, Boeny, Amoronโ€™i Mania, Sava).

Nanatrika ny fanomezana taminโ€™ny fomba ofisialy ireo boky ireo ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐Œ๐€๐๐€๐๐Ž๐‘๐Ž ๐€๐ฎ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ญ๐ข๐ง, ny masoivohonโ€™i Frantsa ๐€๐ซ๐ง๐š๐ฎ๐ ๐†๐ฎ๐ข๐ฅ๐ฅ๐จ๐ข๐ฌ ary ny Mpanolontsaina ara-kolotoraly eo anivonโ€™ny masoivoho frantsay ๐๐š๐ญ๐ซ๐ข๐œ๐ค ๐๐จ๐ฌ๐๐ฎ๐ซ๐ž.
Fampitana aminโ€™ireo taranaka mifandimby ireo lovantsaina na harentsaina ny fampiroboroboana ny sehatry ny vaky boky, satria ny soratra mitoetra fa ny teny mandalo, hoy ny minisitra nandritra ny fandraisam-pitenenany. Niantso ny fanohananโ€™ireo mpiaramiombonโ€™antoka toy ny masoivoho frantsay, ireo ivotoerana frantsay toy ny IFM sy ny Alliances Franรงaises ary ny AFD koa izy, ho fanampiana ireo mpanoratra Malagasy aminโ€™ny fanontana ny sanganasanโ€™izy ireo.
Ity fanampiana ity dia manamarika ny fahavononanโ€™ny masoivoho frantsay hanohana hatrany ny fivelaranโ€™ny sehatry ny kolontsaina eto Madagasikara ary maneho ny endriky ny fiaraha-miasa eo aminโ€™ny firenena roa tonta.

Nofaranana taminโ€™ny fitsidihina ny tranombokim-pirenena malagasy ny hetsika androany.