๐™‘๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ค๐™ฃ’๐™ฃ๐™ฎ ๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ค

Niroso tamin’ny fizarana fisotroan-dronono voalohany ho an’ny taona 2024 ho an’ireo artista/mpamorona androany 15 marsa 2024 ny ๐—ข๐—ณ๐—ณ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜† ๐—ฑ๐˜‚ ๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐—ถ๐˜ ๐—ฑ’๐—ฎ๐˜‚๐˜๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ na ny OMDA.

Mahatratra 162 ny isan’ireo mpandray fisotroan-dronono ao amin’ny OMDA ankehitriny. Feno 60 taona no mihoatra, 15 taona naha mpikambana ary 10 taona nisitrahana ny zon’ny mpamorona ireo mpanakanto sy mpamorona misitraka fisotroan-dronono ireo.