SEHATRY NY MPANORATRA

Mitohy ny fampahafantarana an’i 𝗥𝗔𝗗𝗜𝗔𝗟𝗙, 𝘗𝘰𝘦𝘵𝘢, 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢𝘵𝘳𝘢 avy any Vatomandry mandritra ity volana Marsa ity.

Manasa antsika àry hianoka ny andiany faharoa amin’ny fampahafantarana an’i RADIALF.
Hisy ny fihaonana mivantana amin’ity mpanoratra ity ny Alarobia 27 Marsa amin’ny 2 ora ao amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy ary hanasana antsika.