Β« π’πŽπ€π“πŽπ€π•πˆππ€ Β»

Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny serasera sy kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy.

Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: Β« π‘π‘Œ 𝑆𝑂𝐴𝑇𝑂𝐴𝑉𝐼𝑁𝐴 π‘€π΄πΏπ΄πΊπ΄π‘†π‘Œ 𝐻𝐼𝑇𝐴 𝑇𝐴𝑅𝐴𝑇𝑅𝐴 𝑇𝐴𝑀𝐼𝑁’π‘π‘Œ 𝑇𝑂𝐿𝑂𝑀-𝑃𝐴𝑁𝐴𝐹𝐴𝐻𝐴𝑁𝐴 29 𝑀𝐴𝑅𝑆𝐴 Β».
Koa manasa anao hanjohy izany :
ao amin’ny π‘ππŒ ny Alarobia 27 Marsa 2024 amin’ny 08 ora sy sasany alina
ao amin’ny π“π•πŒ ny Alahady 31 Marsa 2024 amin’ny 7 ora sy 45 minitra alina.