ยซย ๐—ง๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฏ๐—ฒย ยป, andro voalohany

Hetsika 3 lehibe

Fampirantiana mikasika ny boky
Fampirantiana mikasika ny kanto hita maso
Mozika sy lamaody ary sinema.
Indro zaraina amintsika ireo fandaharam-potoana samihafa momba ireo famelabelaran-kevitra sy Master class, seho sy fanentanana maro, ary ireo dinidinika sy fifampizarana manodidina ny boky sy ny vaky boky karakarain’ny Tranombokim-pirenena mandritra ny hetsika ย ยป Tokotany beย ยป.
Hanasana antsika rehetra – ๐™๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™ซ๐™ž๐™™๐™ž๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™™๐™ž๐™ง๐™–๐™ฃ๐™–.
Toerana: Lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahan-tena Mahamasina