ยซย ๐—ง๐—ผ๐—ธ๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฏ๐—ฒย ยป, andro fahatelo.

Alamino dieny izao ny programa ho amin’ny andro fahatelo sady famaranana ny hetsika ยซย Tokotany beย ยป rahampitso Sabotsy 20 Avrily 2024.

Indro zaraina amintsika ny fandaharam-potoana rehetra.
Hanasana antsika rehetra – ๐™๐™จ๐™ฎ ๐™ข๐™ž๐™จ๐™ฎ ๐™ซ๐™ž๐™™๐™ž๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™™๐™ž๐™ง๐™–๐™ฃ๐™–.

Toerana: Lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahan-tena Mahamasina.