ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’ NY DIHY 29 APRILY

Ho fankalazana izany dia mikarakara hetsika izay fanao isan-taona ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina amin’ny alalan’ny OFNAC (OFfice National des Arts et de la Culture) izay iarahana amin’ireo fikambanan’ny mpandihy manerana ny Nosy amin’ny Sabotsy 04 May ho avy izao manomboka amin’ny 10 Ora maraina ao amin’ny Kianjan’ny Hiragasy Ampefiloha sy Havoria Anosy

#MSK

#OFNAC