02 Déc 2023

Catégorie : Autres

Autres, Communication

Ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Ramatoa Gabriella Rahantanirina VAVITSARA no hisahana vonjimaika ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, araka ny didim-panjakana noraisin’ny Governemanta Ifarimbonana izay manaiky ny fametraham-pialan-dRamatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY. 

Ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Ramatoa Gabriella Rahantanirina VAVITSARA no hisahana vonjimaika ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, araka ny didim-panjakana noraisin’ny Governemanta Ifarimbonana izay manaiky ny fametraham-pialan-dRamatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY.

Autres, Communication

Nandritra ny fananganan-tsaina anio Alatsinainy 9 Oktobra 2023 no nanaovany Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY veloma ireo mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina izay nitazona ny Minisitera nandritra ny 4 taona 8 volana ary 16 andro. 

Nandritra ny fananganan-tsaina anio Alatsinainy 9 Oktobra 2023, no nanaovany Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY veloma ireo mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy izay nitazona ny Minisitera nandritra ny 4 taona 8 volana ary 16 andro. Tao anatin’ny lahateny nataony no nisaorany ireo mpiara-miasa…

Autres, Communication

TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO AO AMIN’NY RNM /TVM 

TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO AO AMIN’NY RNM /TVM Taorian’ny tsy fisian’ny fandaharana herinandro vitsy dia hiverina amintsika indray ny fandaharana izay efa fanaratsika isaky ny Zoma dia ny fandaharana « Tsy ho tompon-trano mihono » iarahana amin’ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy izay Mpitondra Tenin’ny Governemanta. Hitondrana amintsika fanazavana…

Autres, Communication

VOAASA HANDRAY ANJARA AMIN’NY « INTERNATIONAL BROADCASTING CONVENTION » (IBC) 2023 ANY AMSTERDAM PAYS-BAS I MADAGASIKARA 

VOAASA HANDRAY ANJARA AMIN’NY « INTERNATIONAL BROADCASTING CONVENTION » (IBC) 2023 ANY AMSTERDAM PAYS-BAS I MADAGASIKARA Voaasa handray anjara amin’ny « International Broadcasting Convention » (IBC) 2023 any Amsterdam Pays-Bas i Madagasikara amin’ny alàlan-dRamatoa Lalatiana Rakotondrazafy, minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina. Ny IBC no hetsika goavana…

Autres, Communication

NOTOKANANA NY ZOMA 8 SEPTAMBRA 2023 NY HAVORIA NA « AUDITORIUM ET MUSÉE DE L’AUDIOVISUEL DE MADAGASCAR » 

NOTOKANANA NY ZOMA 8 SEPTAMBRA 2023 NY HAVORIA NA « AUDITORIUM ET MUSÉE DE L’AUDIOVISUEL DE MADAGASCAR » Fotodrafitr’asa moderina anomezan-danja ny vakoka sy tantara ary tahirin’ny haino amanjerim-pirenena ny HAVORIA. Mandrafitra azy ny Mozea mirakitra ny tantaran’ny haino amanjerim-panjakana sy ireo nisava làlana izany, ampirantiana ihany…

Autres, Communication

TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO AO AMIN’NY RNM /TVM 

TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO AO AMIN’NY RNM /TVM Tao aorian’ny tsy fisian’ny fandaharana noho ny lalaon’ny Nosy dia hiverina amintsika indray ny fandaharana izay efa fanaratsika isaky ny Zoma dia ny fandaharana « Tsy ho tompon-trano mihono » iarahana amin’ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy izay Mpitondra Tenin’ny Governemanta….

Plateforme MCC DSI.