IVOKOLO Analakely
IVOKOLO Analakely. Manasa anao indray hitsidika sy hanjifa ny varotra fampirantiana sary hosodoko izay tanterahina ao amin’ny IVOKOLO Analakely manomboka anio Alakamisy faha 21 Septambra. Ry JACQUES NAÏF sy WILLIAM indray no handranty ao amin’ny Galerie d’Art R.R RAPARIVO manomboka anio, ary tsy hifarana raha…
« 𝑪𝑬𝑵𝑻𝑹𝑬 𝑫’𝑰𝑵𝑪𝑼𝑩𝑨𝑻𝑰𝑶𝑵 » 𝑨𝑶 𝑻𝑺𝑰𝑹𝑶𝑨𝑵𝑶𝑴𝑨𝑵𝑫𝑰𝑫𝒀-𝑩𝑶𝑵𝑮𝑶𝑳𝑨𝑽𝑨 : 𝑻𝑨𝑵𝑶𝑹𝑨 𝑴𝑰𝑰𝑺𝑨 20 𝑵𝑶 𝑬𝑭𝑨 𝑵𝑰𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑭𝑨𝑴𝑷𝑰𝑶𝑭𝑨𝑵𝑨𝑵𝑨
« 𝑪𝑬𝑵𝑻𝑹𝑬 𝑫’𝑰𝑵𝑪𝑼𝑩𝑨𝑻𝑰𝑶𝑵 » 𝑨𝑶 𝑻𝑺𝑰𝑹𝑶𝑨𝑵𝑶𝑴𝑨𝑵𝑫𝑰𝑫𝒀-𝑩𝑶𝑵𝑮𝑶𝑳𝑨𝑽𝑨 : 𝑻𝑨𝑵𝑶𝑹𝑨 𝑴𝑰𝑰𝑺𝑨 20 𝑵𝑶 𝑬𝑭𝑨 𝑵𝑰𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑲𝑨 𝑭𝑨𝑴𝑷𝑰𝑶𝑭𝑨𝑵𝑨𝑵𝑨 Ny 22 Mey 2023 lasa teo no notokanana ity ivon-toerana fikotrehana orin’asa mandraharaha amin’ny sehatry ny kolontsaina sy Kolontsaina ity. Nisy avy hatrany ny fiofanana nampisitrahana ireo tanora miisa 20 ao an-toerana. Nahazo…
TRANOMBOKIM-PIRENEN’I MADAGASIKARA: MIPETRAKA AO AMIN’NY EFITRANO DAVID JAOMANORO NY TAHALA « ESPACE ROYAUME-UNI »
TRANOMBOKIM-PIRENEN’I MADAGASIKARA: MIPETRAKA AO AMIN’NY EFITRANO DAVID JAOMANORO NY TAHALA « ESPACE ROYAUME-UNI » Ramatoa Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO sy ny Masoivohon’ny Royaume-Uni Andriamatoa David WILLIAM ASHLEY no niara-nametraka izany anio Alakamisy 06 Aprily. Ity no tahalan’ny boky fampahafantarana an’i Angleterre sy ireo Fanjakana mandrafitra ny Royaume-Uni…
Boky iray, mira fehezam-pahalalana iray.
Boky iray, mira fehezam-pahalalana iray. Ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina dia resy lahatra amin’ny soa entin’ny boky amin’ny fiaraha-monina ka nanokatra sehatra hampihaonana ny mpanoratra sy ny mpamaky tao amin’ny Tranombokim-pirenen’i Madagasikara. Hatramin’ny taona 2020, dia mpanoratra sy (na) trano mpamokatra 42 no nifandimby nampahafantatra…
MBOLA AZONTSIKA JIFAINA HATRANY NY BOKIN’I BEBE Bao Florine Gentillesse
MBOLA AZONTSIKA JIFAINA HATRANY NY BOKIN’I BEBE Bao Florine Gentillesse Miarina tsikelikely ny fiainan’i Bebe BAO Florine taorian’ny nandraisan-dRamatoa Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO an-tanana ny fanontana maimaim-poana ny boky mitondra ny lohateny hoe « NY DIAM-PENIN’I Bao Florine Gentillesse », ka ny vola vidin’ny boky moa dia…
VAROTRA FAMPIRANTIANA « SARY SOKITRA VITA AMIN’NY HAZO »
VAROTRA FAMPIRANTIANA « SARY SOKITRA VITA AMIN’NY HAZO » Hosokafana amin’ny fomba ofisialy rahampitso 17 Novambra ao amin’ny Ivokolo Analakely ny hetsika fampirantiana ny asan-tànan’i RABENJATOVO Armand Philbert. Ity talenta ity indray no atolotry ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina ho antsika miaraka amin’ny OFNAC. Ity mpanao sary…
« Voa’Art The National Orchestra of Madagascar »: Tratra ny fanamby amin’ny maha Orkestra Nasionaly azy.
« Voa’Art The National Orchestra of Madagascar »: Tratra ny fanamby amin’ny maha Orkestra Nasionaly azy. Herintaona latsaka niatrehan’ireo mpikambana 40 mianadahy ao amin’ny « Voa’Art The National Orchestra of Madagascar », izay mpianatra eo anivon’ny ANAC no mandrafitra azy, hita taratra ny fahombiazan’ny fampiofanana…
AKADEMIAM-PIRENENA
AKADEMIAM-PIRENENA Hisitraka fiofanana avy amina manampahaizana iraisam-pirenena indray ireo mpikambana ao amin’ny Orkesitra Voa’Art. Araky ny efa nampilazaina teto andro vitsivitsy lasa izay, dia tonga eto Madagasikara Ramatoa Ghislaine ROUITS mpampianatra VIOLON ALTO avy amin’ny Orchestre de l’Opéra de Massy-Paris, sy Andriamatoa Philippe CAUCHEFER izay…
Akademiam-pirenena ANAC sy ny Orchestre nationale VOA’ART: Manao tohivakana ny fampisitrahana fampiofanana avy amin’ireo teknisianina sy mpanakanto iraisam-pirenena.
Akademiam-pirenena ANAC sy ny Orchestre nationale VOA’ART: Manao tohivakana ny fampisitrahana fampiofanana avy amin’ireo teknisianina sy mpanakanto iraisam-pirenena. Ho tohin’ny fiaraha-miasa amin’ny Fikambanana Hetsika any Nantes dia ho avy eto Madagasikara hanome fampiofanana avo lenta ho an’ny mpitendry lokanga ao amin’ny VOA’ART, the National Orchestra…
Sary hosodoko DIORAMA
Sary hosodoko DIORAMA Tongava mitsidika ny fampirantiana ataon’ny mpanakanto Fetra RABARISON ao amin’ny efitrano fampirantiana Raparivo R.R (IVOKOLO Analakely), fa tena mahaliana tokoa. Ny Diorama na « hosodoko mivoitra » dia mahatalanjona tokoa, fomba fampisehoana amin’ny endriny toy ny tena izy, ny natiora. Teraka tany Eoropa tamin’ny…