AZO VAKIANA AO TRANOMBOKIM-PIRENEN’I MADAGASIKARA NY BOKY MIRAKITRA NY TANTARAN’NY VOLA MALAGASY SY NY FAMOKARANA AZY
AZO VAKIANA AO TRANOMBOKIM-PIRENEN’I MADAGASIKARA NY BOKY MIRAKITRA NY TANTARAN’NY VOLA MALAGASY SY NY FAMOKARANA AZY Anatin’ny fankalazana ny faha 50 taonany dia namokatra boky milohateny hoe : « La Monnaie et l’émission monétaire à Madagascar : des origines à nos jours (1973 – 2023) » ny…
FIZARAM-BAOVAO MOMBA NY FAMPIDIRANA NY “HIRAGASY” HO ISAN’NY HAREMBAKOKA ARA-TSAIN’NY ZANAK’OLOMBELONA
FIZARAM-BAOVAO MOMBA NY FAMPIDIRANA NY “HIRAGASY” HO ISAN’NY HAREMBAKOKA ARA-TSAIN’NY ZANAK’OLOMBELONA Mahafaly ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ny manambara fa manolo-kevitra ny hankatoavan’ny komity iraisan’ireo Governemantan’ireo firenena mpikambana amin’ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny fikajiana/fiarovana ireo Harembakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona (Convention pour la sauvegarde du patrimoine…
NY FILAN-KEVITRY NY RANOMASIM-BE INDIANA SY NY MASOIVOY FRANTSAY
NY FILAN-KEVITRY NY RANOMASIM-BE INDIANA SY NY MASOIVOY FRANTSAY Ny Filan-kevitry ny Ranomasim-be Indiana (COI) sy ny Masoivoho Frantsay ho an’ny Fampandrosoana (AFD) dia namolavola ny Tahirim-bola « AléVini » ho fanohanana ireo tanora sy mpisehatra amin’ny indistria sy haiforona ara-kolontsaina aty anatin’ny ranomasimbe Indiana. Indro ampahafantarina…
WOMEN LEADERSHIP ACADEMY » NA 𝘼𝙆𝘼𝘿𝙀𝙈𝙄𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙑𝙀𝙃𝙄𝙑𝘼𝙑𝙔 𝙈𝙋𝙄𝙏𝘼𝙍𝙄𝙆𝘼: FANDAHARAN’ASAN’NY « 𝐹𝑂𝑁𝐷𝐴𝑇𝐼𝑂𝑁 𝐴𝐺𝐴 𝐾𝐻𝐴𝑁
WOMEN LEADERSHIP ACADEMY » NA 𝘼𝙆𝘼𝘿𝙀𝙈𝙄𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙑𝙀𝙃𝙄𝙑𝘼𝙑𝙔 𝙈𝙋𝙄𝙏𝘼𝙍𝙄𝙆𝘼: FANDAHARAN’ASAN’NY « 𝐹𝑂𝑁𝐷𝐴𝑇𝐼𝑂𝑁 𝐴𝐺𝐴 𝐾𝐻𝐴𝑁 Andriambavilanitra miisa 35 no mandrafitra ny andiany voalohany amin’ny fandaharanasan’ny Fondation AGA KHAN izay mampiofana an’ireto vehivavy vonona handray andraikitra sy mba hisehatra adidy bebe kokoa eo anivon’ny seha-piarahamonina misy azy ireo avy. Ny…
LALAON’NY FRANKOFONIA 2023
LALAON’NY FRANKOFONIA 2023 LALAON’NY FRANKOFONIA 2023: nitso-drano ireo delegasiona handray anjara amin’ny fifaninanana ara-Kolontsaina ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Mpanakanto 20 mianadahy, miangaly gadona samihafa toy ny dihy Hip Hop ahitana mpandray anjara 7, sary hosodoko (peinture), Sary sikotra (sculpture), pika sary (photographe),…
LANY NASIAM-PANITSIANA KA HIVERINA HO DINIHINA ENY AMIN’NY ANTENIMIERAM-PIRENENA NY TOLO-DALÀNA MOMBA NY ZON’NY MPAMORONA AVY AMIN’NY SOLOMBAVAMBAHOAKA RAHASIMANANA PAULBERT
LANY NASIAM-PANITSIANA KA HIVERINA HO DINIHINA ENY AMIN’NY ANTENIMIERAM-PIRENENA NY TOLO-DALÀNA MOMBA NY ZON’NY MPAMORONA AVY AMIN’NY SOLOMBAVAMBAHOAKA RAHASIMANANA PAULBERT Nandalo nodinihina sy nandraisana fanapahan-kevitra teny amin’ny Antenimieran-doholona androany 30 jona 2023 ny tolo-dalàna momba ny zon’ny mpamorona avy amin’ny Solombavambahoaka Rahasimanana Paulbert, ka taorian’ny…
FANAMBARANA AVY AMIN’NY ORMADA NA OFISIN’NY ROVAN’NY MADAGASIKARA
FANAMBARANA AVY AMIN’NY ORMADA NA OFISIN’NY ROVAN’NY MADAGASIKARA Fanambarana avy amin’ny 𝐎𝐑𝐌𝐀𝐃𝐀 na 𝑶𝒇𝒊𝒔𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑹𝒐𝒗𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂 izay rantsamangaika ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina
NITOMBO AVO 2 HENY NOHO NY TAMIN’NY ANDRO VOALOHANY NY ISAN’NY MPITSIDIKA NY ROVAN’I MADAGASIKARA
NITOMBO AVO 2 HENY NOHO NY TAMIN’NY ANDRO VOALOHANY NY ISAN’NY MPITSIDIKA NY ROVAN’I MADAGASIKARA Androany no andro faharoa amin’ny fiverenan’ny fisokafan’ny Rovan’i Madagasikara ho azon’ny daholobe tsidihina. Tena faly ny vahoaka malagasy ary tena mankasitraka tanteraka ny ezaka lehibe natao hanomezan-danja indray izany harem-bakom-pirenena…