20 Fév 2024

Catégorie : Autres

Autres, Culture

FAMPIRANTIANA MOMBA NY TANTARAN’ NY KOLONELY RICHARD RATSIMANDRAVA 

FAMPIRANTIANA MOMBA NY TANTARAN’ NY KOLONELY RICHARD RATSIMANDRAVA 𝐹𝑖𝑙𝑜ℎ𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 – 𝑂𝑙𝑜𝑚𝑎𝑛𝑔𝑎𝑚-𝑝𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎. Mbola mitohy mandritra ny herinandro ny fampirantiana momba ny tantaram-piainan’ny Kolonely Richard RATSIMANDRAVA, eny amin’ny Trano Sary Ambohidahy. Hisy ny famelabelaran-kevitra sy fijoroana vavolombelona iarahana amin’ny Jeneraly RAMAKAVELO Désiré sy Danielle RATSIMANDRAVA, zanaky ny…

Autres, Culture

FIHAONANA AN-TAMPONY MOMBA NY FANABEAZANA ARA-KOLONTSAINA SY AZA JAVA-KANTO – UNESCO 

FIHAONANA AN-TAMPONY MOMBA NY FANABEAZANA ARA-KOLONTSAINA SY AZA JAVA-KANTO – UNESCO 𝐴𝑏𝑢 𝐷ℎ𝑎𝑏𝑖, 14 – 15 𝑓𝑒𝑏𝑟𝑜𝑎𝑟𝑦 2024. Nisolo tena an’i Madagasikara, tamin’ny alalan’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, tamin’ny Fivoriana an-tampon’ny UNESCO momba ny fanabaeazana ara-kolontsaina sy ara-java-kanto natao tany Abu Dhabi, Emirats Arabes…

Autres, Culture

𝐒𝐎𝐀𝐓𝐎𝐀𝐕𝐈𝐍𝐀 

𝐒𝐎𝐀𝐓𝐎𝐀𝐕𝐈𝐍𝐀 𝐹𝐼𝑇𝐼𝐴𝑉𝐴𝑁𝐴 𝑀𝐴𝑀𝑌 Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia faly mizara amintsika ny Soatoavina Malagasy hita taratra ao amin’ny fitiavana . Fifamatorana anaty mahatonga fiombonana eo amin’ny olon-droa- lehilahy sy vehivavy- ny fitiavana. Amintsika Malagasy dia miharihary eo amin’ny mpifankatia ny fo emboka izay…

Autres, Culture

FAMPIRANTIANA MOMBAN’NY TANTARAN’NY KOLONELY RICHARD RATSIMANDRAVA – TRANO SARY AMBOHIDAHY 

FAMPIRANTIANA MOMBAN’NY TANTARAN’ NY KOLONELY RICHARD RATSIMANDRAVA – TRANO SARY AMBOHIDAHY Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy io maraina io tetsy amin’ny Trano Sary Ambohidahy, ny fampirantiana momba ny tantaram-piainan’ny Kolonely Richard Ratsimandrava. Hetsika karakarain’ny Tranombokim-pirenena malagasy mandritra ny roa herinandro ary misokatra ho an’ny daholobe. Nanokatra…

Autres, Culture

TAOM-BAOVAO SINOA – TAONAN’ NY DRAGONA 

TAOM-BAOVAO SINOA – TAONAN’ NY DRAGONA Faly miarahaba sy miara-paly amin’ny vahoaka sinoa monina eto Madagasikara sy manerantany izahay eto amin’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, amin’izao fankalazana ny taom-baovao sinoa, taonan’ny dragona, izao. Nanome voninahitra ny hetsika kolotoraly, nanamarihina izany fety manan-danja indrindra ho…

Autres, Culture

FITOKANANA NY TRANOBEN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA « MANGORO » AO MORAMANGA 

FITOKANANA NY TRANOBEN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA « MANGORO » AO MORAMANGA Notokanan’ny Filoha Andry RAJOELINA, niaraka tamin’ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Andriamatoa Augustin ANDRIAMANANORO androany tao Moramanga, ny Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina nampitondraina ny anarana hoe « MANGORO », tantanan’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina….

Autres, Culture

FITSIDIHANA NY FAMPIRANTIANA NY SANGAN’ASAN’I « 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐌𝐄 𝐙𝐎 » TAO AMIN’NY « 𝙁𝙊𝙉𝘿𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉 𝙃 » 

FITSIDIHANA NY FAMPIRANTIANA NY SANGAN’ASAN’I « 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐌𝐄 𝐙𝐎 » TAO AMIN’NY « 𝙁𝙊𝙉𝘿𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉 𝙃 ». Nitsidika ny fampirantiana ny sangan’asan’i « 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐌𝐄 𝐙𝐎 » na Zoarinivo RAZAKARATRIMO, izay atao ao amin’ny « 𝙁𝙊𝙉𝘿𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉 𝙃 » etsy Analakely ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝑨𝒖𝒈𝒖𝒔𝒕𝒊𝒏 𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑨𝑵𝑨𝑵𝑶𝑹𝑶 sy ny mpiara-miasa aminy androany. Fomba entina…

Plateforme MCC DSI.