“DE DOULEUR, LA TERRE GEMIT” : NIVOAKA ARY NAMPAHAFANTARINA NY DIKA TENY FRANTSAIN’NY BOKY « MITARAINA NY TANY » NOSORATAN’I ANDRY ANDRAINA
“DE DOULEUR, LA TERRE GEMIT” : NIVOAKA ARY NAMPAHAFANTARINA NY DIKA TENY FRANTSAIN’NY BOKY « MITARAINA NY TANY » NOSORATAN’I ANDRY ANDRAINA Ny fiainan’ny ankohonan-dRandrasana eni-mianaka, fianakaviana kely iray nonina tany amin’iny faritra sihanaka iny, nandritry ny vanim-potoanan’ny fanjanahan-tany no nentin’i Andry ANDRAINA tao amin’ny…
ADY HIRAGASY AO AMIN’NY KIANJAN’ NY HIRAGASY AMPEFILOHA
ADY HIRAGASY AO AMIN’NY KIANJAN’ NY HIRAGASY AMPEFILOHA Tompokovavy sy Tompokolahy, Indro indray aroso antsika ny ADY HIRAGASY ao amin’ny KIANJAN’NY HIRAGASY Ampefiloha ny Alahady faha 3 Desambra ho avy izao. Ry RAZOANIBE ANIVORANO no hifampitsapa amin-dry VALSON MAHASOLO. Manomboka amin’ny 10ora maraina hatrany, Tsy…
KIANJAN’NY HIRAGASY Ampefiloha
KIANJAN’NY HIRAGASY Ampefiloha Nankafizintsika ve ny ady Hiragasy tamin’ny Alahady teo? Ity indray ary ny manaraka, amin’ny 26 Novambra ho avy izao manomboka amin’ny 10ora maraina: RAFARAHASIMANGA GEORGINE Ambohimandroso no hifanandrina amin-dRAMAROSON AMPAHIMANGA Tsy misy ny vidim-pidirana fa rakitra hatrany no hotantazana. Ao AMIN’NY KIANJAN’NY…
Lasa indray isika oh:
Lasa indray isika oh: Hifanandrina hanafana ny KIANJAN’NY HIRAGASY indray ny Alahady 19 Novambra ho avy izao manomboka amin’ny 10ora, ny tarika RALIVASON AMPARIMANGA sy ry RAKOTOMALALA RENE ANIVORANO. Manasa antsika hatrany eh!
DOM-BERA 6 ANTSA TONONKALO
DOM-BERA 6 ANTSA TONONKALO Mba ho fanandratana sy ho fampiroboroboana ny literatiora Malagasy sy ny zava-kanto, dia misy antsa tononkalo mitondra ny lohateny hoe « DOM-BERA 6 » ao amin’ny Ivokolo Analakely efitrano Charles Ravaloson, ny Alarobia 15 Novambra 2023 manomboka amin’ny 02ora sy sasany. Poeta enina…
ANDAO INDRAY EH
ANDAO INDRAY EH RAFARALAHY RAYMOND sy RATOVOELISON ETIENNE AMBATONAPOAKA indray no hifandona hanafana ny KIANJAN’NY HIRAGASY ny Alahady 12 Novambra ho avy izao manomboka amin’ny 10 Ora maraina TONGAVA MARO EH
VAROTRA FAMPIRANTIANA AO AMIN’NY IVOKOLO ANALAKELY
VAROTRA FAMPIRANTIANA AO AMIN’NY IVOKOLO ANALAKELY Ny fikambanan’ny mpanao Varatava dia manolotra anao varotra fampirantiana ny 07 Novambra ka hatramin’ny 22 Desambra 2023 ao amin’ny Ivokolo Analakely-Galerie d’Art R.R.RAPARIVO, izay toerana natokana ho an’ny zavakanto sy kolontsaina. Mandritra ny fampirantiana dia hisy ny fiangaliana sary…
FANDAHARAN’ASA « CARAVAN’ILES »
FANDAHARAN’ASA « CARAVAN ‘ILES » Miara-miombonantoka amin’ny fikambanana ALM na « Association des Librairies de Madagascar » ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, ka mikarakara an’ity hetsika ity, amina tanàn-dehibe maromaro eto Madagasikara. Rehefa avy nanatanteraka izany tany amin’ny nosy rahavavy La Réunion sy Maurice. Tamin’ny fitetezam-paritra natao tany…
ADY HIRAGASY GOAVANA
ADY HIRAGASY GOAVANA Amin’ny Alahady 29 Oktobra ho avy izao indray ny fotoanantsika. Ady HIRAGASY goavana ao amin’ny KIANJAN’NY HIRAGASY Ampefiloha. Hifanandrinan-dry RAMANAMEFA Antaninandro sy RAKOTOMANDIMBY Jean Pierre Morarano Gara. TONGAVA maro
HAVATSA UPEM
HAVATSA UPEM Mampiantrano ny fankalazana ny Herinandron’ny HAVATSA UPEM ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ao amin’ny Tranombokim-pirenen’i Madagasikara. Andriamatoa Tale Jeneralin’ny Kolontsaina RAZAFIARISON Francis no nanokatra an’izany tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny Efitrano Dox. Hetsika maro samihafa no nomanin’ireo mpikambana mandritra ny herinandro ny…