20 Sep 2023

Catégorie : Evènement culturel

Culture, Evènement culturel

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY POEZIA 

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY POEZIA Andro maneran-tany ho an’ny Poezia: navoaka ofisialy tetsy amin’ny Ivokolo Analakely ny boky « TOMBOKAVATSAN’NY HAISORATRA » 21 Marsa: io no daty voatondro maneran-tany hankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny Poezia. Ho antsika eto Madagasikara, nisafidy ny teo anivon’ny Minisiteran’ny…

Culture, Evènement culturel

FANAIKY « NY JAZZ GASY » 

FANAIKY « NY JAZZ GASY » Ho fanampiana an’i Fanaiky amin’ny fitsaboan-tena izay ataony, ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mikarakara seho sehatra manokana ny Zoma 25 Marsa 2022 ao amin’ny Ivokolo Analakely, hankalazana ihany koa ny faha-35 taona niakarany an-tsehatra, hanasana antsika mpankafy jazz sy…

Culture, Evènement culturel

FAMPIRANTIANA NY SANGAN’ASAN’I FINOANA RATOVO 

FAMPIRANTIANA NY SANGAN’ ASAN’ I FINOANA RATOVO I Finoana RATOVO dia tovovavy vao erotrerony kanefa manan-talenta goavana amin’ny fanaovana sary sokitra amin’ny vy (sculpture en fer). Izy no nosafidian’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, tamin’ny alalan’ny Ofisim-pirenen’ny Zavakanto sy ny Kolontsaina (OFNAC) hampiranty ny sangan’asany…

Culture, Evènement culturel

FANOKAFANA NY VAROTRA FAMPIRANTIANA NY SANGAN’ASAN’ I FINOANA RATOVO 

FANOKAFANA NY VAROTRA FAMPIRANTIANA NY SANGAN’ASAN’ I FINOANA RATOVO Nosokafana androany faha-14 martsa 2022 teto amin’ny IVOKOLO Galerie d’Art R.R Raparivo ny varotra fampirantiana ny sangan’asan’i Finoana Ratovo, tovovavy manan-talenta amin’ny resaka sarisokitra vita amin’ny vy miompana amin’ireo zava-mananaina sy ny tontolony eto Madagasikara. Ny…

Culture, Evènement culturel

« VOLANA IRAY,MPANORATRA IRAY » 

« VOLANA IRAY,MPANORATRA IRAY » Ireto avy ireo hetsika ho an’ity volana Marsa ity izay ampahafantarana an’i Avelo-Nidor : – Fampirantiana ireo asa sorany ao amin’ny efitrano Jaomanoro (Tranombokim-pirenena Anosy) – Fihaonana sy velakevitra ny Alarobia 30 Marsa ao amin’ny Efitrano David Jaomanoro – Fampahafantarana amin’ny TVM….

Plateforme MCC DSI.