22 Mai 2024

Catégorie : Evènement culturel

Culture, Evènement culturel

𝑵𝒐𝒗𝒆𝒈𝒂𝒔𝒚 𝑨𝒘𝒂𝒓𝒅𝒔 4 

𝑵𝒐𝒗𝒆𝒈𝒂𝒔𝒚 𝑨𝒘𝒂𝒓𝒅𝒔 4 Nanome voninahitra ny lanonana fanomezana mari-pankasitrahana ireo mpilalao sarimihetsika sy mpanatontosa mendrika ao amin’ny fahitalavitra Novegasy na ny  » 𝑵𝒐𝒗𝒆𝒈𝒂𝒔𝒚 𝑨𝒘𝒂𝒓𝒅𝒔 », ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina mpisolo toerana Ramatoa 𝗥𝗮𝗳𝗮𝗿𝗮𝘃𝗮𝘃𝗶𝘁𝗮𝗳𝗶𝗸𝗮 𝗥𝗔𝗦𝗔𝗧𝗔, notronin’ireo mpiara-miasa eo anivon’ny ministera, nahitana ny Sekretera Jeneraly…

Culture, Evènement culturel

ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’ NY TOERANA MIAVAKA SY ZAVA-NAORINA, HANKALAZAINA ENY AMIN’NY RIVAN’ANTONGONA 

ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’ NY TOERANA MIAVAKA SY ZAVA-NAORINA, HANKALAZAINA ENY AMIN’NY RIVAN’ANTONGONA Ankalazain’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina anio 19 avrily, eny amin’ny rovan’Antongona, ny andro iraisam-pirenenena ho an’ny toerana miavaka sy ny zava-naorina. Ny datin’ny 18 avrily no natokan’ny UNESCO hankalazana azy io…

Culture, Evènement culturel

𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗔 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗠𝗢 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗘𝗙𝗔𝗡𝗔 – 𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗣𝗥𝗢𝗠’𝗔𝗥𝗧 

𝗙𝗔𝗥𝗜𝗧𝗔 𝗔𝗧𝗦𝗜𝗠𝗢 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗘𝗙𝗔𝗡𝗔 – 𝗧𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗣𝗥𝗢𝗠’𝗔𝗥𝗧 𝙉𝙤𝙛𝙖𝙣𝙞𝙣𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙢𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙨𝙚𝙝𝙖𝙩𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙠𝙖𝙣𝙩𝙤. Notanterahina nandritry ny 2 andro, ny faha 4 sy ny faha 5 ny volana Avrily teo ny fampiofanana amin’ny tontolon’ny fandraharahana amin’ny tontolon’ny kolontsaina tao amin’ny faritra Atsimo Andrefana, distrikan’i Toliara voalohany…

Culture, Evènement culturel

« 𝗙𝗔𝗧𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗔𝗙𝗜𝗗𝗬 »: 𝙛𝙖𝙢𝙥𝙞𝙧𝙖𝙣𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙄𝙫𝙤𝙠𝙤𝙡𝙤 𝙣𝙮 11 𝙖𝙫𝙧𝙞𝙡𝙮- 20 𝙢𝙖𝙮 2024 

« 𝗙𝗔𝗧𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗔𝗙𝗜𝗗𝗬 »: 𝙛𝙖𝙢𝙥𝙞𝙧𝙖𝙣𝙩𝙞𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙄𝙫𝙤𝙠𝙤𝙡𝙤 𝙣𝙮 11 𝙖𝙫𝙧𝙞𝙡𝙮- 20 𝙢𝙖𝙮 2024 𝙇𝘼𝙄̈𝙇𝘼 mpanakanto eo amin’ny sehatry ny sary hosodoko indray no hampiranty ny sanganasany ao amin’ny Galerie d’Art R.R RAPARIVO Ivokolo Analakely manomboka ny 11 aprily ka hatramin’ny 20 May 2024 ho avy izao….

Arts et Promotion Artistique, Culture, Evènement culturel

FAMPIRANTIANA « MEMORIA » AO AMIN’NY FONDATION H 

FAMPIRANTIANA « MEMORIA » AO AMIN’NY FONDATION H Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny harivan’ny Alarobia 3 Avrily 2024 ny fampirantiana iraisam-pirenena « 𝐌𝐞𝐦𝐨𝐫𝐢𝐚 » tanterahina ao amin’ny ivotoerana kolotoraly Fondation H eny Analakely ny 4 Avrily hatramin’ny 28 Febroary 2025. Artista afrikana vehivavy miisa 22 ahitana vehivavy Malagasy 8…

Culture, Evènement culturel

𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒂𝒕𝒓𝒂 

𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒂𝒕𝒓𝒂 Tontosa io maraina io teny amin’ny Ivokolo Analakely, ny fanamarihana ofisialy ny « Andro maneran-tany ho an’ny teatra », izay nankalazaina androany. Nanamarika ny hetsika tamin’ity taona ity, ny fisian’ireo teatra niangalian’ireo mpianatra avy amina sekoly efatra tafakatra amin’ny dingana famaranana, tamin’ny…

Culture, Evènement culturel

𝗔𝗻𝗴𝗮𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗣𝗼𝗲𝘇𝗶𝗮: 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻-𝗸𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗶𝗯𝗲𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 

𝗔𝗻𝗴𝗮𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗣𝗼𝗲𝘇𝗶𝗮: 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻-𝗸𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗶𝗯𝗲𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮  

Culture, Evènement culturel

 » 𝐅𝐄𝐓𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐎 𝐒𝐘 𝐏𝐎𝐄𝐙𝐈𝐀 «  

 » 𝐅𝐄𝐓𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐎 𝐒𝐘 𝐏𝐎𝐄𝐙𝐈𝐀 «  𝑭𝒂𝒏𝒌𝒂𝒍𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒈𝒂𝒏𝒐 ( 20 Marsa) 𝒔𝒚 𝒑𝒐𝒆𝒛𝒊𝒂 ( 21 Marsa).  » 𝐅𝐄𝐓𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐎 𝐒𝐘 𝐏𝐎𝐄𝐙𝐈𝐀 «  Fankalazana ofisialy hotanterahina ny Alarobia 𝟐𝟎 𝐌𝐚𝐫𝐬𝐚 2024, ao amin’ny 𝑯𝑨𝑽𝑶𝑹𝑰𝑨 (ORTM) Anosy. Hanamarika izany koa ireo Fitaleavam-paritry…

Culture, Evènement culturel

HIRAGASY 

HIRAGASY Fetibe tamin’ny alalan’ny ady hiragasy goavana no nanamarihan’ny Mpihira gasy ny nahatafiditra ny Hiragasy ho Harena ara-kolontsaina tsy azo tsapain-tanana. Taorian’ny fankatoavan’ny UNESCO hampiditra ny Hiragasy ho Harena ara-kolontsaina tsy azo tsapain-tanana na « 𝙋𝙖𝙩𝙧𝙞𝙢𝙤𝙞𝙣𝙚 𝘾𝙪𝙡𝙩𝙪𝙧𝙚𝙡 𝙄𝙢𝙢𝙖𝙩𝙚́𝙧𝙞𝙚𝙡 » dia nisy ny hetsika nokarakarain’ny mpikatroka Hiragasy tao…

Culture, Evènement culturel

𝗩𝗜𝗔𝗩𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗠 𝗙𝗘𝗦𝗧𝗜𝗩𝗔𝗟 

𝗩𝗜𝗔𝗩𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗠 𝗙𝗘𝗦𝗧𝗜𝗩𝗔𝗟 Nanome voninahitra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 𝗩𝗜𝗔𝗩𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗠 𝗙𝗘𝗦𝗧𝗜𝗩𝗔𝗟 tanterahina ny 15 sy 16 Marsa eny amin’ny Canal Olympia io maraina ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina notarihin’ny Tale Jeneralin’ny Serasera 𝗥𝗔𝗧𝗥𝗜𝗠𝗢𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗘𝗹𝗶𝗮𝘀 sy ireo mpikambana ao amin’ny kabinetra nisolo…

Plateforme MCC DSI.