25 Sep 2023

Catégorie : Evènement culturel

Culture, Evènement culturel

𝐉𝐎𝐁𝐈𝐋𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 1️⃣0️⃣0️⃣ 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐇𝐀𝐓𝐄𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍’𝐈 𝐑𝐀𝐃𝐎 

𝐉𝐎𝐁𝐈𝐋𝐘 𝐅𝐀𝐇𝐀 100 𝐓𝐀𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐀𝐇𝐀𝐓𝐄𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍’𝐈 𝐑𝐀𝐃𝐎 Feno zato taona amin’ity taona 2023 ity ny nahaterahan’i 𝑮𝒆𝒐𝒓𝒈𝒆𝒔 𝑨𝑵𝑫𝑹𝑰𝑨𝑴𝑨𝑵𝑨𝑵𝑻𝑬𝑵𝑨 na i ℛ𝒜𝒟𝒪, Poeta sy mpanakanto ary mpamoron-kira malagasy fanta-daza. Nosokafana tao amin’ny efitrano RADO ao amin’ny Tranombokim-pirenen’i Madagasikara io maraina io ny fankalazana izany, teo ambany fiahian-dRamatoa…

Culture, Evènement culturel

FANKALAZANA NY FAHA- 15 TAONAN’NY MIRITSOKA PRODUCTION : NANKASITRAKA AZY NY MINISITERA MPIAHY 

FANKALAZANA NY FAHA-15 TAONAN’NY MIRITSOKA PRODUCTION : NANKASITRAKA AZY NY MINISITERA MPIAHY Mpisehatra matihanina eo amin’ny famokarana fampisehoana sy famoahana rakikiran’ny mpanakanto ary fikirakirana fanamafisam-peo ny Miritsoka Production. Nankalazaina omaly alakamisy 25 mai 2023 ny faha-15 taona niangaliany ny kanto. Fampisehoana 141 no efa novokariny,…

Culture, Evènement culturel

FISAORANA SY FANOMEZAM-BONINAHITRA AN’I 𝑴𝑰𝑪𝑯𝑬𝑳𝑬 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑺𝑶𝑵 

FISAORANA SY FANOMEZAM-BONINAHITRA AN’I 𝑴𝑰𝑪𝑯𝑬𝑳𝑬 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑺𝑶𝑵 IVOKOLO ANALAKELY : Nanandratra avo ny kolontsaina malagasy taty amin’ny Kaontinanta Afrikana Ramatoa 𝑴𝑰𝑪𝑯𝑬𝑳𝑬 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑺𝑶𝑵, mpanoratra nandrombaka ny loka «𝐏𝐫𝐢𝐱 𝐎𝐫𝐚𝐧𝐠𝐞 𝐝𝐮 𝐋𝐢𝐯𝐫𝐞 𝐞𝐧 𝐀𝐟𝐫𝐢𝐪𝐮𝐞» na « POLA » taona 2023 tamin’ny alalan’ilay boky nosoratany «𝐴𝑚𝑏𝑎𝑡𝑜𝑚𝑎𝑛𝑔𝑎, 𝑙𝑒 𝑠𝑖𝑙𝑒𝑛𝑐𝑒 𝑒𝑡…

Culture, Evènement culturel

𝑻𝑶𝑺𝑰𝑲’𝑨𝑹𝑻: 𝑵𝑶𝑻𝑶𝑲𝑨𝑵𝑨𝑵𝑨 𝑶𝑴𝑨𝑳𝒀 22 𝑴𝑬𝒀 𝑻𝑨𝑶 𝑻𝑺𝑰𝑹𝑶𝑨𝑵𝑶𝑴𝑨𝑵𝑫𝑰𝑫𝒀 𝑵𝒀 𝑰𝑽𝑶𝑻𝑶𝑬𝑹𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑲𝑶𝑻𝑹𝑬𝑯𝑨𝑵𝑨 𝑶𝑹𝑰𝑵𝑨𝑺𝑨 𝑨𝑹𝑨-𝑲𝑶𝑳𝑶𝑵𝑻𝑺𝑨𝑰𝑵𝑨 𝑭𝑨𝑯𝑨-4 

𝑻𝑶𝑺𝑰𝑲’𝑨𝑹𝑻: 𝑵𝑶𝑻𝑶𝑲𝑨𝑵𝑨𝑵𝑨 𝑶𝑴𝑨𝑳𝒀 22 𝑴𝑬𝒀 𝑻𝑨𝑶 𝑻𝑺𝑰𝑹𝑶𝑨𝑵𝑶𝑴𝑨𝑵𝑫𝑰𝑫𝒀 𝑵𝒀 𝑰𝑽𝑶𝑻𝑶𝑬𝑹𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑲𝑶𝑻𝑹𝑬𝑯𝑨𝑵𝑨 𝑶𝑹𝑰𝑵𝑨𝑺𝑨 𝑨𝑹𝑨-𝑲𝑶𝑳𝑶𝑵𝑻𝑺𝑨𝑰𝑵𝑨 𝑭𝑨𝑯𝑨-4 Taorian’ny tao 𝑇𝑜𝑎𝑚𝑎𝑠𝑖𝑛𝑎, ny teto 𝐴𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎𝑟𝑖𝑣𝑜 ary ny tao 𝐼𝒉𝑜𝑠𝑦, dia ity eto #Tsiroanomandidy Faritra Bongolava ity ny « Centre d’incubation » fahaefatra tantanin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina. Izay toerana ahafahan’ny tanora manam-paniriana hanangana…

Culture, Evènement culturel

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’ NY HEHY 

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’ NY HEHY Andro maneran-tany ho an’ny hehy (Journée mondiale du rire): hetsika maimaim-poana nokarakarain’ny Minisitera hampisongadinana ireo mpanakanto mpanao hatsikana Nifampitaona omaly sabotsy tetsy amin’ny efitrano Charles Ravaloson, IVOKOLO Analakely ireo mpisehatra rehetra amin’ny hatsikana nandritra ny fanamarihana ny andro maneran-tany…

Culture, Evènement culturel

FAMPIROBOROBOANA NY SEHATRY NY DIHY HISY FANOLORANA VATSIM-PIANARANA SY FIKARAKARANA FESTIVAL LEHIBE 

FAMPIROBOROBOANA NY SEHATRY NY DIHY: HISY FANOLORANA VATSIM-PIANARANA SY FIKARAKARANA « FESTIVAL » LEHIBE Ankoatry ny maha ao anatin’ny sehatry ny kolontsaina ary koa fitaizam-batana azy, ny DIHY dia fitaovana iray hanehoan-kevitra sy hampitàna hafatra ary anabeazana ihany koa. Nomarihana omaly 01 Mey tetsy amin’ny Ivokolo Analakely…

Culture, Evènement culturel

ZAVA-KANTO 

ZAVA-KANTO ZAVA-KANTO « 𝘼𝙧𝙩 𝘾𝙤𝙣𝙩𝙚𝙢𝙥𝙤𝙧𝙖𝙞𝙣 »: MIFAMENO AMIN’NY EZAKA ATAON’NY 𝙈𝙎𝙆 NY HETSIKA ATAON’NY IVON-TOERANA TSY MIANKINA TOY NY AN’NY 𝐅𝐎𝐍𝐃𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐇 Nosokafana tamin’ny ofisialy omaly Alakamisy 27 Aprily ny ivon-toerana «Galerie d’art contemporain» etsy Ambatomena izay atokan’ny 𝐅𝐎𝐍𝐃𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐇 ampirantiana sy ikarakarana hetsika maroloko hanampiana ireo…

Culture, Evènement culturel, Promotion Langue Malagasy

BOKY MIRAKITRA NY TONONKALO NOSORATAN’I JACQUES RABEMANANJARA : NAVOAKA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY ANDROANY 

BOKY MIRAKITRA NY TONONKALO NOSORATAN’I JACQUES RABEMANANJARA : NAVOAKA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY ANDROANY Nampahafantarina androany tao amin’ny Efitrano David Jaomanoro, Tranombokim-pirenen’i Madagasikara ny Boky mirakitra ny tononkalo nosoratan’i Jacques Rabemananjara, « oeuvre poétique de Jacques Rabemananjara » nosoratan-dRamatoa Dominique Ranaivoson, mpampianatra amin’ny Oniversite any ivelany…

Plateforme MCC DSI.