29 Nov 2023

Catégorie : Identité culturelle

Culture, Identité culturelle, Promotion Langue Malagasy

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY 

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY Manasa anao hanatrika ny tohin’ny fampahafantarana ny mpanoratra NIRHY-LANTO izay karakaraina anio. Ity no famaranana ny hetsika fampahafantarana karakaraina eto anivon’ny Tranombokimpirenen’i Madagasikara. Fa ny fampirantiana eny amin’ny TranoSary Ambohidahy kosa dia mbola mitohy. #Nirhy_Lanto #volana_iray_mpanoratra_iray #Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina

Culture, Identité culturelle

« SOATOAVINA » 

« SOATOAVINA » Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy. Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe « Ny hasin’ny voahary » Harahinao: – Ao amin’ny Radiom-pirenena RNM ny Alarobia 26 jolay 2023 amin’ny 8 Ora sy sasany alina, – Ao…

Culture, Identité culturelle

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY 

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY Tohin’ny fampahafantarana ny mpanoratra NATIORA na NATIORANOMENA Narda, mpanoratra ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Jolay ity. #literatiora_malagasy #volana_iray_mpanoratra_iray #Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina

Culture, Identité culturelle

« SOATOAVINA » 

« SOATOAVINA » Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny serasera sy ny Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy. Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: « 𝙉𝙮 𝙨𝙤𝙖𝙩𝙤𝙖𝙫𝙞𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 𝙝𝙞𝙩𝙖 𝙩𝙖𝙧𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙩𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙡𝙤𝙢-𝙥𝙖𝙣𝙖𝙛𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 29 𝙢𝙖𝙧𝙨𝙖 » Harahinao: – ao amin’ny RNM ny Alarobia 29 marsa 2023 amin’ny 8 ora…

Culture, Identité culturelle

MITOHY NY FANAMARIHANA NY IRAY VOLAN’I #Gabhy 

MITOHY NY FANAMARIHANA NY IRAY VOLAN’I #Gabhy Ao anatin’ny iray volana natokan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina hanomezam-boninahitra manokana an’i Gabhy, dia hisy velan-kevitra hiresahana ny soram-piainan’ity mpanakanto ity ao amin’ny efitrano DOX ao amin’ny Tranombokim-pirenen’i Madagasasikara ny Alarobia 22 Martsa 2023 ho avy izao…

Culture, Evènement culturel, Identité culturelle

MANOKANA NY VOLANA MARTSA HANOMEZAM-BONINAHITRA AN’I RABEHASINA GABRIEL, NA GABHY NY MINISITERAN’NY SERASERA SY KOLONTSAINA 

MANOKANA NY VOLANA MARTSA HANOMEZAM-BONINAHITRA AN’I RABEHASINA GABRIEL, NA GABHY NY MINISITERAN’NY SERASERA SY KOLONTSAINA Ny volana Martsa manontolo no atokan’ny Minisiteran’ny Serasera sy Kolontsaina hahatsiarovana sy hanomezam-bohinahitra manokana ny mpanakanto Rabehasina Gabriel na Gabhy, izay tsy hafa fa iray amin’ireo nandrafitra ny tarika Kintana…

Plateforme MCC DSI.