29 Mar 2024

Catégorie : Ivontoeran’ny Sarimihetsika sy Sarimiaina Malagasy

Culture, Ivontoeran'ny Sarimihetsika sy Sarimiaina Malagasy

IVONTOERAM-PIKOTREHANA ORINASA MISEHATRA AMIN’NY KOLONTSAINA SY SERASERA 

IVONTOERAM-PIKOTREHANA ORINASA MISEHATRA AMIN’NY KOLONTSAINA SY SERASERA Tanora ny mponin’i Maevatanana amin’ny ankapobeny ary maro ny manan-talenta ka mila tosika mba ho lasa asa mahavelona izany talenta sy fahaiza-mamorona izany. Antony nananganana ivon-toeram-pikotrehana orinasa misehatra amin’ny Kolontsaina sy Serasera eto Maevatanana Ny 90 % -n’ny…

Plateforme MCC DSI.