ROVAN’I MADAGASIKARA
ROVAN’I MADAGASIKARA NIROSO AMIN’NY FAMPIASANA TAPAKILA ELEKTRONIKA Roa volana aorian’ny fisokafany dia tafiditra tanteraka ho isan’ny toerana sy vakoka ankafizin’ny mpitsidika sy mpizahatany eto Antananarivo sy ny manodidina ny Rovan’i Madagasikara. Natomboka androany Alarobia 23 Aogositra ny fampiasana ny tapakila elektronika manaraka ny vanim-potoanan’ny fivoarana….
KIANJA MASOANDRO
KIANJA MASOANDRO Miisa 1.062 ireo tonga nanjifa ny seho an-tsehatra tantaran’ny Mpanjaka teto Madagasikara tamin’ny taonjato faha-XIX, ny Sabotsy lasa teo. MANKASITRAKA HATRANY
« VOLONTANY »
« VOLONTANY » Ity indray ny varotra fampirantiana manaraka atolotry ny OFNAC antsika mandritra ny 01 volana sy tapany: « VOLONTANY » no lohahevitra ary iarahana amin’ny mpanao hosodoko Hery Zo RALAINDIMBY. Aranty ato amin’ny Ivokolo Analakely manomboka androany 01 Aogositra ka hatramin’ny faha 15 Septambra. TONGAVA MARO HANJIFA…
KIANJAN’NY HIRAGASY, NOTOKANAN’NY FILOHAN’NY REPOBLIKA: ELA NIANDRASANA AZY NY MPANAO HIRAGASY
KIANJAN’NY HIRAGASY, NOTOKANAN’NY FILOHAN’NY REPOBLIKA: ELA NIANDRASANA AZY NY MPANAO HIRAGASY Tomefy vahoaka androany tetsy amin’ny Làlana Ralambo Émile ambadiky ny Tranombokim-pirenen’i Madagasikara. Seho hiragasy goavana nifandonan’ny Tarika RAPAULSON Fenoarivo Gara sy RATOVOELSON Etienne Ambatonapoaka no nanamarihana ny fitokanana ny « KIANJAN’NY HIRAGASY ». Ka Andriamatoa Filoha…
LALAON’NY FRANKÔFÔNIA
LALAON’NY FRANKÔFÔNIA Raikitra ny fifaninanana, vonona ny delegasiona Malagasy. Hanomboka anio sabotsy 29 jolay 2023 ao Kinshasa-Repoblika Demokratikan’i Congo ny fifaninanana rehetra amin’ny lalaon’ny tany miteny frantsay (Jeux de la Francophonie). Nisy ny fihaonana ara-teknika tamin’ ireo mpanakanto isan-tsokajy, toa ny literatiora izay handraisan’i NARDA…
LALAON’NY FRANKOFONIA 2023
LALAON’NY FRANKOFONIA 2023 LALAON’NY FRANKOFONIA 2023: nitso-drano ireo delegasiona handray anjara amin’ny fifaninanana ara-Kolontsaina ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Mpanakanto 20 mianadahy, miangaly gadona samihafa toy ny dihy Hip Hop ahitana mpandray anjara 7, sary hosodoko (peinture), Sary sikotra (sculpture), pika sary (photographe),…
VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY
VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY Ny mpanoratra NATIORA na NATIORANOMENA Narda no nampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra an’ity volana Jolay ity. #literatiora_malagasy #volana_iray_mpanoratra_iray #Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina
« SOATOAVINA »
« SOATOAVINA » Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy. Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe « Ny hasin’ny voahary » Harahinao: – Ao amin’ny Radiom-pirenena RNM ny Alarobia 26 jolay 2023 amin’ny 8 Ora sy sasany alina, – Ao…
VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY
VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY Fihaonan’ny mpanoratra NATIORA na NATIORANOMENA Narda mivantana amin’ny mpankafy literatiora. Tohin’ny fampahafantarana azy. #literatiora_malagasy #volana_iray_mpanoratra_iray #Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina