21 Sep 2023

Catégorie : Culture

Culture, Patrimoines Culturels

FIANGONANA KATOLIKA AMBODIFOTATRA SAINTE-MARIE 

FIANGONANA KATOLIKA AMBODIFOTATRA SAINTE-MARIE FIANGONANA KATOLIKA AMBODIFOTATRA SAINTE-MARIE: nandray ny lamesa voalohany taorian’ny asa fanavaozana iray manontolo. 3 taona aty aoriana, vita tanteraka ny asa fanarenana iray manontolo ny Fiangonana Katolika Ambodifotatra Sainte-Marie izay niantsorohan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina. Androany araka izany no notokanan’ny…

Culture, Evènement culturel

IVOKOLO Analakely 

IVOKOLO Analakely Mampahafantatra antsika ny hetsika ho karakaraina ny Sabotsy 15 Jolay ho avy izao ao amin’ny IVOKOLO Analakely. Seho hiarahana amin’ny tarika 4-MASO izay hiangaly ny « ACAPELLA » manomboka amin’ny 03 ora tolakandro. Hetsika izay karakarain’ny OFNAC. Hisy ihany koa mpanakanto hafa izay hasaina manokana….

Culture, Identité culturelle

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY 

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY Tohin’ny fampahafantarana ny mpanoratra NATIORA na NATIORANOMENA Narda, mpanoratra ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Jolay ity. #literatiora_malagasy #volana_iray_mpanoratra_iray #Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina

Culture, Promotion Langue Malagasy

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY 

VOLANA IRAY, MPANORATRA IRAY NATIORA na NATIORANOMENA Narda, mpanoratra tsy zoviana amin’ny maro indrindra eo amin’ny sehatry ny Literatiora, no ampahafantarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina amin’ity volana Jolay ity : Ireto ireo hetsika anamarihana izany : – Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin’ny pejy,…

Autres, Culture

LANY NASIAM-PANITSIANA KA HIVERINA HO DINIHINA ENY AMIN’NY ANTENIMIERAM-PIRENENA NY TOLO-DALÀNA MOMBA NY ZON’NY MPAMORONA AVY AMIN’NY SOLOMBAVAMBAHOAKA RAHASIMANANA PAULBERT 

LANY NASIAM-PANITSIANA KA HIVERINA HO DINIHINA ENY AMIN’NY ANTENIMIERAM-PIRENENA NY TOLO-DALÀNA MOMBA NY ZON’NY MPAMORONA AVY AMIN’NY SOLOMBAVAMBAHOAKA RAHASIMANANA PAULBERT Nandalo nodinihina sy nandraisana fanapahan-kevitra teny amin’ny Antenimieran-doholona androany 30 jona 2023 ny tolo-dalàna momba ny zon’ny mpamorona avy amin’ny Solombavambahoaka Rahasimanana Paulbert, ka taorian’ny…

Plateforme MCC DSI.